Ady (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mitady izany filaminana ianao
Lavitr’ireo sorisory tononkira.serasera.org rehetra
Tsy ahita intsony izany fahoriana izany
Hitraka sy hisedra tsy ho resy intsony
Bridge:
Any an-danitra any angamba avlqtd vsrypt no misy an’izany
Aza manantena raha mbola eto an-tany
Ref
ADY LAVA IZAO!!
Tsy hanam-pitsaharana (ADY LAVA IZAO!!)
Tsisy hamindra fo aminao (ADY LAVA IZAO!!)
Ho lavitra ny lalana (ADY LAVA IZAO!!)
Aiza any aho re no hitalaho?
Fotoana maro no hiharetana aty
Tsy aharitra ela mba mitady ny soa
Akory anefa: hakiviana, ady hatrany
Fahamarinana ktvyopnd tsy fantany intsony
Bridge:
Any an-danitra any angamba no misy an’izany
Aza manantena raha mbola eto an-tany
Ref
ADY LAVA IZAO!!
Tsy hanam-pitsaharana (ADY LAVA IZAO!!)
Tsisy hamindra fo aminao (ADY LAVA IZAO!!)
…………………

--------
Lien: