Tiako (GMMC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho ahy, Ianao ve vokeln mahatoky
fa izay manao ny marina
hahita ny fanjakan'ny lanitra
mandrakizay
amin'ny fiainana
ka raha te ho sakaizan'ny
ny Tompo ianao dia ity
ankatoavy ireo teniny sy ny sitram-pony atao
dia itokiany ianao
hahazo ny fanjakany, izay no tanjoko
dia hanompo Anao hatrany, hatrany anie aho
Tiako izay mikaroka ahy, tiako izay tia Ahy
manaiky hitoetra eo anilako
manao izay sitrampoko
tiako izay mikaroka tononkira.serasera.org ahy, tiako izay tia ahy
dia ho hitanao tokoa, dia ho hitanao tokoa
dia ho hitanao tokoa ny hasambarako
ka raha xdyfq te ho sakaizan'ny

tiako izay mikaroka ahy, tiako izay tia ahy

dia ho zcvlo hitanao tokoa ny hasambarako

Hent's feat GMMC

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GMMCHits : 832
Likes : 1 Like
Created by : Ongykely11
Date : 17/06/2025 08:18