Tiako (GMMC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho ahy, Ianao ve mahatoky
fa izay manao ny marina
hahita ny fanjakan'ny lanitra
mandrakizay
amin'ny fiainana

ka raha te ho sakaizan'ny
ny Tompo ianao dia ity
ankatoavy ireo teniny sy ny sitram-pony atao
dia itokiany ianao

hahazo ny fanjakany, izay no tanjoko
dia hanompo Anao hatrany, hatrany anie aho

Tiako izay mikaroka ahy, tiako izay tia Ahy
manaiky hitoetra eo anilako
manao izay sitrampoko
tiako izay mikaroka ahy, tiako izay tia ahy
dia ho hitanao tokoa, dia ho hitanao tokoa
dia ho hitanao tokoa ny hasambarako

Hent's feat GMMC
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GMMC
Visites : 378
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ongykely11
Date : 17/06/2025 08:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3195