Ampidiro aloha ny tenimiafina
nahoana no tsy nilaza (GHABY RATSITO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve mora taminao ry tononkira.serasera.org olona iny,
Ny hanadino tafyyxbk tsotra izao ireo fahiny,
Ireo dina sy voady izay natao
Ankehitriny dia notsipahinao
Ref: Tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa vita izao.
Izao anie ka tsy haninona akory
Fa ny yccy foko aza anie toa oriory
Na izany aza tonkony hifanaja
Fa nandao izao ianao dia yuscgm tsy nilaza.
Ref: tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa viata izao.
Ny hanadino tafyyxbk tsotra izao ireo fahiny,
Ireo dina sy voady izay natao
Ankehitriny dia notsipahinao
Ref: Tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa vita izao.
Izao anie ka tsy haninona akory
Fa ny yccy foko aza anie toa oriory
Na izany aza tonkony hifanaja
Fa nandao izao ianao dia yuscgm tsy nilaza.
Ref: tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa viata izao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GHABY RATSITOHits : 3046
Likes : 0 Like
Created by : naivokarenjy
Date : 20/02/2007 12:37
