nahoana no tsy nilaza (GHABY RATSITO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve mora taminao ry olona iny,
Ny hanadino tsotra izao ireo fahiny,
Ireo dina sy voady izay natao
Ankehitriny dia notsipahinao
Ref: Tsy skmjt anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa vita izao.
Izao anie ka tsy haninona akory
Fa ny jrji foko aza anie toa oriory
Na izany aza tonkony hifanaja
Fa nandao izao fracowte ianao dia tsy nilaza.
Ref: tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy tononkira.serasera.org ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa viata izao.
Ny hanadino tsotra izao ireo fahiny,
Ireo dina sy voady izay natao
Ankehitriny dia notsipahinao
Ref: Tsy skmjt anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa vita izao.
Izao anie ka tsy haninona akory
Fa ny jrji foko aza anie toa oriory
Na izany aza tonkony hifanaja
Fa nandao izao fracowte ianao dia tsy nilaza.
Ref: tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia
Fa lahatra eny mantsy tononkira.serasera.org ny fitia
Aza omenao tsiny raha toa nandao
Fa fandaharana efa viata izao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GHABY RATSITOVisites : 3201
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : naivokarenjy
Date : 20/02/2007 12:37
