Niova (Geremioh Randrianaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany am-boalohany,
Andriamanitra
Nahary ny tany
sy ny Lanitra
Ny haizina ambonin'ny
Lalina
Misia ny hazavana
Hoy Andriamanitra
Asan'ny Tànany
Asan'ny Tànany
Ref:
Fa inona loatra ary hoy aho ,
No nahatonga anao sahisahy
Nanjary namitaka Azy ,
Toa olona very Fanahy e!
Andriamanitra nanisy tononkira.serasera.org
Habakabaka
Ambonin'ny tany
Sy ranomasina
Ny haizina ambonin'ny
Lalina
Misia ny hazavana
Hoy Andriamanitra brxtgweu
Asan'ny Tànany
Asan'ny Tànany
Ref:
Fa inona loatra ary hoy aho ,
No iwlhj nahatonga anao sahisahy
Nanjary namitaka Azy ,
Toa xluuxww olona very Fanahy e!
Geremioh Randrianaivo
Andriamanitra
Nahary ny tany
sy ny Lanitra
Ny haizina ambonin'ny
Lalina
Misia ny hazavana
Hoy Andriamanitra
Asan'ny Tànany
Asan'ny Tànany
Ref:
Fa inona loatra ary hoy aho ,
No nahatonga anao sahisahy
Nanjary namitaka Azy ,
Toa olona very Fanahy e!
Andriamanitra nanisy tononkira.serasera.org
Habakabaka
Ambonin'ny tany
Sy ranomasina
Ny haizina ambonin'ny
Lalina
Misia ny hazavana
Hoy Andriamanitra brxtgweu
Asan'ny Tànany
Asan'ny Tànany
Ref:
Fa inona loatra ary hoy aho ,
No iwlhj nahatonga anao sahisahy
Nanjary namitaka Azy ,
Toa xluuxww olona very Fanahy e!
Geremioh Randrianaivo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Geremioh RandrianaivoHits : 970
Likes : 1 Like
Created by : xl
Date : 04/05/2019 09:52
