Ianao (Gee jose)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vsryjsaw Ianao nampianatra ahy hitia,
Natsapako izany hoe tia
ka miangavy aho mba avelao
hitoetra foana anilanao,tsapako banga ny tontoloko
Rehefa lavitra anao r'i baby kloujfj girl
coupl1: ny orokoroka sy safosafo alo
dia gqqj mbola toy ilay vao niandoha
Tsy anampina no tsy analana
tsy mbola miova hafanana
Tsapako banga ny tontoloko
Rehefa lavitra anao r,i baby girl
couple2:
Ianao ilay nanambara
Ny antsika nofy ny ho tantara
Ny lasa aza haverina indray
Hoy ianao hoe: "mandrakizay"
bridge: Ny masonao mijery no atsapako fa tia
Milaza fa ny antsika raha mbola tononkira.serasera.org samy velonaina ho doria
Ka na faly io na tomany
Dia anilanao ihany

--------
Link: