Ndao hanaraka ahy (Fy Rasolofoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoentiko ianao hijery zava-baovao
Mbola tsy hitan'ny masonao
Tsy ren'ny sofinao

Ouh ouh,
Raha mino ahy ianao
Ario ny entanao
Dia ndao, ndao hanaraka ahy
Raha mino ahy ianao
Ario ny entanao
Dia ndao, ndao hanarka ahy

Hosokafako ny masonao
Havaoziko ny fisainanao
Ka ny ety an-tany ho toa ny any andanitra any

Hositraniko ireo ferinao
Ianao manontolo ho vaovao
Ka ny ety an-tany ho toa ny any andanitra any

Dia hohiraiko anao
Dia hohiraiko anao
Ny hira ny hira rehetra

Dia hohiraiko anao
Dia hohiraiko anao
Ny hira ny hira rehetra

Dia hohiraiko anao
Dia hohiraiko anao
Ny hira ny hira rehetra

Ouh, ouh
Ouh, ouh

Andao hanaraka ahy
Andao hanaraka ahy

Hoentiko ianao hijery zava-baovao
Andao hanaraka ahy
Andao hanaraka ahy
Andao hanaraka ahy
ô ô
ô ô
Andao hanaraka ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fy Rasolofoniaina
Vangy : 2965
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 22/10/2019 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725