Vita izao ny fandresena (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Vita izao ny fandresena
Haleloia!
Jeso Kristy qcbib no hobiana,
Haleloia!
Azo re ny famonjena
Haleloia!
Verinay tary Edena
Haleloia!
2 Ka izao dia arahabaina
Haleloia!
'Lay Mpanjakanay hajaina
Haleloia!
Ka na zovy mitaraina
Haleloia!
Misy vonjy azo maina
Haleloia!
3 Betlehema niandohana
Haleloia! tononkira.serasera.org Kalvary niafarana
Haleloia!
Fasana tsy nahatana
Haleloia!
Toro teo 'lay menarana
Haleloia!
4 orqcfn Saro-bidy anie ny rany!
Haleloia!
Ny fitiavany tsy lany,
Haleloia!
Ny fatoranay pcbjp vahany,
Haleloia!
Ka hobianareo, ry tany.
Haleloia!
Haleloia!
Jeso Kristy qcbib no hobiana,
Haleloia!
Azo re ny famonjena
Haleloia!
Verinay tary Edena
Haleloia!
2 Ka izao dia arahabaina
Haleloia!
'Lay Mpanjakanay hajaina
Haleloia!
Ka na zovy mitaraina
Haleloia!
Misy vonjy azo maina
Haleloia!
3 Betlehema niandohana
Haleloia! tononkira.serasera.org Kalvary niafarana
Haleloia!
Fasana tsy nahatana
Haleloia!
Toro teo 'lay menarana
Haleloia!
4 orqcfn Saro-bidy anie ny rany!
Haleloia!
Ny fitiavany tsy lany,
Haleloia!
Ny fatoranay pcbjp vahany,
Haleloia!
Ka hobianareo, ry tany.
Haleloia!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fihirana FFPMHits : 2535
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 21:26
