Inona re no atakaloko (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lnona re no hatakaloko
An'i Jesosy izay mpisoloko?
Ny zavatra izay ho simba va sy tononkira.serasera.org mora levona?
Raha mbola hazoniko ny to
Ka tsy maty ny jiro ao am-po
Jesosy tsy soloiko
Na inona na inona.
Indro, wiesyfx Jesosy no fiainako,
Izy no weefnhq manda fiarovako;
Izaho efa maty, nefa novelominy indray.
Ka na dia mahantra aza aty,
Ka tsy mbola nafindra ho ary
Jesosy no anjarako,
Ka ampy ahy re, izay.
O ry Jesosy Tompo Tsara ô
Aza mamela ny fanahiko
Hisaraka Aminao,
Fa tano aho ho mpanomponao.
Mba velomy ny fitiavako,
Ka tohano ny fandehanako,
Mba hanarahako ny wgkk làlana
Izay nalehanao.
An'i Jesosy izay mpisoloko?
Ny zavatra izay ho simba va sy tononkira.serasera.org mora levona?
Raha mbola hazoniko ny to
Ka tsy maty ny jiro ao am-po
Jesosy tsy soloiko
Na inona na inona.
Indro, wiesyfx Jesosy no fiainako,
Izy no weefnhq manda fiarovako;
Izaho efa maty, nefa novelominy indray.
Ka na dia mahantra aza aty,
Ka tsy mbola nafindra ho ary
Jesosy no anjarako,
Ka ampy ahy re, izay.
O ry Jesosy Tompo Tsara ô
Aza mamela ny fanahiko
Hisaraka Aminao,
Fa tano aho ho mpanomponao.
Mba velomy ny fitiavako,
Ka tohano ny fandehanako,
Mba hanarahako ny wgkk làlana
Izay nalehanao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fihirana FFPMHits : 3968
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 23:53
