tsapako ny hatsaranao (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Izao no azoko lazaina
na ny alina na ny maraina
Dia tononkira.serasera.org miaina amin'ny famindrapoNao aho
ka na ho mafy na ho mora
ny segondra sy ny minitra
iantsoko unfykrmr Anao eyjlbdp foana
satria

Ref : tsapako hatramin ' izao
ny hatsaranao
Fitarainako, fiainako Ianao
Jesosy o
tsapako izao rehefa eo ianao
tsy mandao ka tony aho

2 raha ny fiainako taloha
Very aho, raha toa tsy teo Ianao e
Ka ny foko no omeko, izao lowvu dia izao
Koa raha mbola omenao ahy
Ny fotoana sy ny minitra
Izarako ny hatsaranao
Satria

Ref : ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Vangy : 31
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 18/10/2026 08:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371