tsapako ny hatsaranao (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Izao no azoko lazaina
na ny alina na ny maraina
Dia miaina amin'ny famindrapoNao aho
ka na ho mafy na ho mora
ny segondra owiig sy ny minitra
iantsoko Anao foana
satria

Ref : tsapako hatramin ' izao
pykdw ny hatsaranao
Fitarainako, fiainako Ianao
Jesosy o
tsapako izao rehefa eo ianao
tsy mandao ka tony aho

2 raha ny fiainako taloha
Very aho, raha toa qzzkfg tsy teo Ianao e
Ka ny foko no omeko, izao dia izao
Koa raha mbola omenao tononkira.serasera.org ahy
Ny fotoana sy ny minitra
Izarako ny hatsaranao
Satria

Ref : ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Visites : 32
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zaraina
Date : 18/10/2026 08:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034