Fanaka voafidy (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))

Manambara etoana aho fa hanome ny fiainako
Ho Anao ry Tompo Tsitoha zany tenako sy fo
Ny fanahy anatiko ao Tompo O!  anjakao
Tena foiko ho anao hatramin'izao

    Ref:Ny fiainako efa lasa Tompo o!
          Hosoloiko ravaka hafa tsara aminao
          Ny teninao Tompo tianofanilon'ny dia
          Halehanay hanatenana fiainana
          Tsiky dia ampyKoa tafio hery aho mba ho tena vaovao
          FANAKA IASAN'NY TENINAO

Eny andro sisa izao dia atokako hanompoana Anao
Holaniko izarana fitia  toy ny Anao ry Kristy
Koa ilay tena mpanao sitrapo  fomba ratsy fanao taloha
O tefeo hofanaka voafidinao

Ref:Ny fianako efa lasa Tompo o!....

                                                                       Sitraka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)
Mpamaky : 114
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : sitrakwheelers
Tamin'ny : 03/10/2019 17:13:01
ID : 12116

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo