Mba saino (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ukdgz Mba saino anie, mba saino anie izany dianao
Izay miainga ho any amin’ny lanitra ambony any
Haniditsidina hitety any ambony tsy takatra antso
Ka tsy hiverina tsy hidina an-tany intsony
Rahoviana re, rahoviana no ho tonga izany
Ka handaozana ity tany izay feno tomany
Fifaliana ho aho, hasambarana tsisy ohatr’izany
Raha izaho sy ianao izao , no ho any, mba ho tonga any
Ny Ray anie i Jesosy ftwkec no hitantana anao
Sy hanoro ireo zava-boary tsy mbola hita tety
Dia ho gaga ianao fa ho tononkira.serasera.org hita any koa ireo namana
Sy ireo olona tsy voapetin’ny otan’ny tany

Raha izaho sy ianao izao , no ho any, varsqf mba ho tonga any
Mba saino (A.C Andrianavalona Hobisoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 08/12/2020 15:39