Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kolikoly avelao (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitsara miangatra iana eto an-tany
Mitsara mitanila ianao ka helohinao tononkira.serasera.org 'reo mahantra maro be
Tsy manam-bola izy ts'inona, ka jamba ianao
Ny olo-meloka indray, no harovanao
Kolikoly avela, fa hanary anao
(miverina in-2)
Ref : Tadidio izao, mandalo ny ety
Mbola hitsara anao, wtxvab ilay Jeso Kristy
Fahefana sy harena be, tsy hamonjy anao sanatria
Diso ianao
Kolikoly avelao, fa hanary anao.
2- Dia feno kolikoky ny eto an-tany
Manjaka boqjeg sy mangeja izao tontolo izao, ireo tampim-bava maro
Ao ny mandray ao koa ireo manome, vola sy harena
Ny tsy marina indray, no injao mety
Kolikoly avelo, fa hanary anao
(miverina in-2)
Ref nlhffhow : Tadidio izao, mandalo ny ety
Mbola hitsara anao, ilay Jeso Kristy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Visites : 416
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahx03
Date : 23/10/2025 15:35