Izany FO (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, isaoranay eram-po
Fa natambatrao ireto tqhbj olon-droa
Mba ho tokan-trabo naorinao
Ho lavitry ny jaly hiadana hatrany

Ny tokan-tranon’izy ireo
Mba alokalofinao
Omeo fara sy dimby
Ho andry rahatrizay
Taranaka jqvowhp ho soa
Tsara tso-dranonao Jesoa
Taratry ny tena upatjwom didy lehibe


Fitiavana sy hafanam-po
No nampiray tokoa IZANY FO
Maria ô mba tahio tononkira.serasera.org ny diany
Na ho soa na ho ratsy hifaliany


A/C: Johary.J

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fahazavana Toamasina
Vangy : 2373
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZEMJOS
Daty : 22/12/2009 12:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371