Izany FO (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, isaoranay eram-po
Fa natambatrao ireto olon-droa
Mba ho tokan-trabo naorinao
Ho lavitry ny jaly hiadana hatrany

Ny tokan-tranon’izy ireo
Mba alokalofinao
Omeo fara tadsajm sy dimby
Ho andry rahatrizay
Taranaka ho eiopsrh soa
Tsara tso-dranonao Jesoa
Taratry ny tena didy lehibe


Fitiavana sy hafanam-po
No nampiray tokoa IZANY pczl FO
Maria ô mba tahio ny diany
Na ho soa na ho ratsy tononkira.serasera.org hifaliany


A/C: Johary.J

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502