Toa very hevitra (FEO MIRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa very hevitra izato ianao
Fa maizina aminao ny lalana
Ary mandao anao izao tontolo izao
Ny olon-tina sy ireo namana
Ref: N'aiza tononkira.serasera.org n'aiza misy anao
        N'inona inona hatao
        Jesosy anie ts handao anao
        Fa ianao no nanda , ilay fitiavana
        Feno hery sy fahasoavana
Toa very ve mpwchmzn ny fanantenanao
Tsy misy lalana pwarucob hivoahana
Jesosy anie tsy mandao
N'aiza n'aiza misy anao
Antsoy izy dia ho valiany ianao flzn

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEO MIRAY
Hits : 2068
Likes : 0 Like
Created by : marosandyheritiana
Date : 29/11/2016 14:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03