Tsofy Rano (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsofy rano izahay Zanahary mba ho tafarina
Fa tafahitsoka anaty aizina lalina
Tsy mahita andro miratra ô !
Mangeja mafy re ny fahantrana, be ny hetraketraka
Miharatsy ny saina, ny tena fpqqk voasarika hangalatra
Tsy mahita hanin-kohanina yvdzfu ô !
Lahy tokana ny aina ry zareo cdtvf
Ka tsy maintsy tsinjovi-matetika
Miandry ny ankizy any an-trano
Tsy maintsy mihinana
Herinandro tsy mivalana ô !
O Gasikarako ô !
Fa loza inona tononkira.serasera.org ity nahazo ô !
Malazo tsy hihinana ravinkazo,
Tsy voavidy vola ny mangahazo
Ny takalo-patsa efa lany vazo !
Fa tafahitsoka anaty aizina lalina
Tsy mahita andro miratra ô !
Mangeja mafy re ny fahantrana, be ny hetraketraka
Miharatsy ny saina, ny tena fpqqk voasarika hangalatra
Tsy mahita hanin-kohanina yvdzfu ô !
Lahy tokana ny aina ry zareo cdtvf
Ka tsy maintsy tsinjovi-matetika
Miandry ny ankizy any an-trano
Tsy maintsy mihinana
Herinandro tsy mivalana ô !
O Gasikarako ô !
Fa loza inona tononkira.serasera.org ity nahazo ô !
Malazo tsy hihinana ravinkazo,
Tsy voavidy vola ny mangahazo
Ny takalo-patsa efa lany vazo !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo GasyVangy : 10434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 16/04/2003 18:01
