Don-davitra (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Don-davitra mahamanina
Don’akaiky mitrahotraho
Ka matahotra aho
Midona any lavitr’any hoy aho
Mandrahona mainty
Manombana takariva ô !
Ilay oran-ko avy
Kibobo manjohizohy gsrku ny fiainana tononkira.serasera.org an-tany
Tsiriry manifi-drano hoy aho
Ny aina mitempo
Vovo any anaty rano izao
No miandry iabj mahazo
Mpanjono eny amoron-drano
Miandry vintana sy anjara
Fa ny dobo dia manam-paharitana
Fa ny trondro qvgnfsld voarain’ny fintana
Miandrasa ny anjara sy ny vintana
Fa ny lanitra voaravaka kintana
Philibert Rabezoaza
Don’akaiky mitrahotraho
Ka matahotra aho
Midona any lavitr’any hoy aho
Mandrahona mainty
Manombana takariva ô !
Ilay oran-ko avy
Kibobo manjohizohy gsrku ny fiainana tononkira.serasera.org an-tany
Tsiriry manifi-drano hoy aho
Ny aina mitempo
Vovo any anaty rano izao
No miandry iabj mahazo
Mpanjono eny amoron-drano
Miandry vintana sy anjara
Fa ny dobo dia manam-paharitana
Fa ny trondro qvgnfsld voarain’ny fintana
Miandrasa ny anjara sy ny vintana
Fa ny lanitra voaravaka kintana
Philibert Rabezoaza
--------
Rohy:
