TSY MBOLA NISY... (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mbola nisy hafaliana toy izao hatram’izay
    Nanompoanay an’i Jesosy Tomponay
    Notantanany tamin’ny tànany
    Nosakambininy tamin’ny sandriny

    Réf.    Notinafy hery mba ho manompony
             qhjug   Endrey fa nandresy nifanesisesy fa tsy resy
   ykya             Raha nanatrika ny fahavalo
       Mihoatra ny mpandresy izay miaraka aminy
       Tsy manana izany hoe ahiahy fa mahatoky Azy
              ’Zahay izao dia mino fa Jesosy no
              Nanafaka ireo izay solafaka
              Sy ireo latsaka t’anaty lavaka... Haleloia.!

2- Tsy mbola nisy lalàna na fahefàna
    Nanaronana ireo fahagagàna
    Maro no torotoro fo ka tena niova tokoa
    Ka nanolo-tena nanaradia an’i Jeso soa

          Réf.    Notinafy hery...

                          Pasteur Sacha.
                  NEPM-FPVM  LA REUNION
    zfkm      Fanevan’ny  faha 20 taonan’ny FEFI
                         tononkira.serasera.org    "1988-2008"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 2181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/02/2008 13:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0841