TSY MBOLA NISY... (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mbola nisy hafaliana toy izao hatram’izay
Nanompoanay an’i Jesosy Tomponay
Notantanany tamin’ny tànany
Nosakambininy tamin’ny sandriny
Réf. Notinafy aeljhsl hery mba ho manompony
segtr Endrey fa nandresy nifanesisesy fa tsy resy
tononkira.serasera.org Raha nanatrika ny fahavalo
Mihoatra ny mpandresy izay miaraka aminy
Tsy manana izany hoe ahiahy fa mahatoky Azy
’Zahay izao dia mino fa Jesosy no
Nanafaka ireo izay solafaka
Sy ireo latsaka t’anaty lavaka... Haleloia.!
2- Tsy mbola nisy neskv lalàna na fahefàna
Nanaronana ireo fahagagàna
Maro no torotoro fo ka tena niova tokoa
Ka nanolo-tena nanaradia an’i Jeso soa
Réf. Notinafy hery...
Pasteur Sacha.
NEPM-FPVM LA REUNION
Fanevan’ny faha 20 taonan’ny FEFI
"1988-2008"

--------
Link: