TSY MBOLA NISY... (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mbola nisy hafaliana toy izao hatram’izay
tononkira.serasera.org Nanompoanay an’i Jesosy Tomponay
Notantanany tamin’ny tànany
Nosakambininy tamin’ny sandriny
Réf. Notinafy hery mba ho manompony
Endrey fa nandresy nifanesisesy cmwsbpj fa tsy resy
Raha nanatrika ny fahavalo
Mihoatra ny mpandresy izay miaraka aminy
Tsy manana izany hoe ahiahy fa mahatoky Azy
’Zahay izao dia mino fa Jesosy no
Nanafaka ireo izay solafaka
Sy ireo latsaka t’anaty lavaka... Haleloia.!
2- Tsy mbola nisy lalàna na fahefàna
bmzoovku Nanaronana ireo fahagagàna
Maro no torotoro fo ka tena niova tokoa
Ka nanolo-tena nanaradia an’i Jeso soa
Réf. Notinafy hery...
Pasteur Sacha.
qdfqrdou NEPM-FPVM LA REUNION
Fanevan’ny faha 20 taonan’ny FEFI
"1988-2008"

--------
Lien: