TSY AVELAKO HANDALO FOANA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tsy avelako handalo foana Ny fotoana azo hiderana
Tsapako fa saro-bidy Nohon’ny fatotro lfzhemh novahana
Raha mbola misy ny maraina Na koa hariva hihira foana aho
Tsy sasatra aho mitaraina Mba ho re ao andanitra ao

Fiv
Jesosy ô inty re aho Raiso aho mba ho zandrinao
Na dia ixhycr tsy mendrika aza e Vonona hanaraka anao
Ekeko avokoa raiketiko ao ampo Zay mety ho sitrakao
Hanjakanao avokoa Hitoeranao koa ny fo Mandritry ny androko

2
Raha mbola nomenao saina Fanahy koa indrindra fa aina
Ho entiko hiasana Hiandry ondry ao wfnjb ankijàna
Ka na dia misy aza re Ny fahavalo izaho tsy tononkira.serasera.org himalo
Nomenao Fanahy Mahery Antsitrapo fa tsy mba antery

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 1610
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395