TERAKA HO ANTSIKA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka ho antsik’Ilay kcirvah Mpamonjy
Jesosy Tompon’ny Tompo
Sady Mpanjakan’ny Mpanjaka
No tonga nofo tononkira.serasera.org ary nilofo
Nanetry tena tao Betlehema
Vahoaka eran-tany zapby
No chpiapxl mankalaza izany
Nateraka ny mesia
D’ilay Jeso Kristy Jeso Kristy
Mirana’ery ny tava
Fa tonga ny mazava
Hitondra fiadanana
Tsy azo sakanana
Jesosy Tompon’ny Tompo
Sady Mpanjakan’ny Mpanjaka
No tonga nofo tononkira.serasera.org ary nilofo
Nanetry tena tao Betlehema
Vahoaka eran-tany zapby
No chpiapxl mankalaza izany
Nateraka ny mesia
D’ilay Jeso Kristy Jeso Kristy
Mirana’ery ny tava
Fa tonga ny mazava
Hitondra fiadanana
Tsy azo sakanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1635
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:00
