TERAKA HO ANTSIKA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka ho antsik’Ilay Mpamonjy
Jesosy Tompon’ny Tompo
Sady Mpanjakan’ny Mpanjaka
No tonga tononkira.serasera.org nofo ary nilofo
Nanetry tena tao Betlehema ixalseod
Vahoaka eran-tany
No mankalaza zgsidm txxpwan izany
Nateraka ny mesia
D’ilay Jeso Kristy Jeso Kristy
Mirana’ery ny tava
Fa tonga ny mazava
Hitondra fiadanana
Tsy azo sakanana
Jesosy Tompon’ny Tompo
Sady Mpanjakan’ny Mpanjaka
No tonga tononkira.serasera.org nofo ary nilofo
Nanetry tena tao Betlehema ixalseod
Vahoaka eran-tany
No mankalaza zgsidm txxpwan izany
Nateraka ny mesia
D’ilay Jeso Kristy Jeso Kristy
Mirana’ery ny tava
Fa tonga ny mazava
Hitondra fiadanana
Tsy azo sakanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:00
