TERAKA HO ANTSIKA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mgrtb Teraka ho antsik’Ilay Mpamonjy
Jesosy Tompon’ny Tompo xfmrddfn
Sady Mpanjakan’ny Mpanjaka
No tonga nofo ary nilofo
Nanetry tena tao Betlehema

Vahoaka eran-tany
No mankalaza izany axepdui
Nateraka ny tononkira.serasera.org mesia
D’ilay Jeso Kristy Jeso Kristy
Mirana’ery ny tava
Fa tonga ny mazava
Hitondra fiadanana
Tsy azo sakanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 1636
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3118