RY TOMPO TSARA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gxdp
1 – Ry tompo tsara ô ! mpamindra eglmf fo
Ianao no andoharako ny ato am-poko
Tsaroako mantsy ny feonao
Naniraka ahy tononkira.serasera.org ho amin’izao tontolo izao
Mba hanambara ny hafatrao
Torio ny teniko sahia mijoro
Indrisy Tompo tsy nahavita
Fa voatsinampy kely iray no hany hita
Apetrako eo an-tananao
2 – Raha hanontany mantsy ahy ianao
Rehefa mby tonga aicrlnge eo amin’ny fanjakanao
Ho torotoro hangorohoro
Ho rano an-dravina ny tena manontolo
Haseho eo amin’ny Ray
Ka hianjahanja sady ho very fanahy
Aza jerena ny halemena
Na dia tsy azo afenina aza ny kilema
Tsaroako eto lay teninao
Ray ô mamela fa tsy hainy izay hatao
1 – Ry tompo tsara ô ! mpamindra eglmf fo
Ianao no andoharako ny ato am-poko
Tsaroako mantsy ny feonao
Naniraka ahy tononkira.serasera.org ho amin’izao tontolo izao
Mba hanambara ny hafatrao
Torio ny teniko sahia mijoro
Indrisy Tompo tsy nahavita
Fa voatsinampy kely iray no hany hita
Apetrako eo an-tananao
2 – Raha hanontany mantsy ahy ianao
Rehefa mby tonga aicrlnge eo amin’ny fanjakanao
Ho torotoro hangorohoro
Ho rano an-dravina ny tena manontolo
Haseho eo amin’ny Ray
Ka hianjahanja sady ho very fanahy
Aza jerena ny halemena
Na dia tsy azo afenina aza ny kilema
Tsaroako eto lay teninao
Ray ô mamela fa tsy hainy izay hatao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 2965
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Date : 25/10/2004 01:49
