RAN’I JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAN’I JESOSY
Amin'ny alalan'i Ran’i JESOSY
1 –
Kristy nanavotra anay tamin'ny ozon’ny lalàna,
satria tonga voaozona hamonjy anay lbws Izy ;
fa voasoratra hoe : « voaozona izay rehetra mihantona amin'ny hazo » ;
mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'ny Kristy Jesosy,
ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy.
2 –
« Fa tahaka ny ahafatesan’ny olona rehetra ao amin'ny Adama
no ahaveloman'ny olona rehetra kosa ao amin'i Kristy. »
3 -
« fshi Fa samy efa nanota izy rehetra
ka tsy manana ny voninahitra avy amin’Andriamanitra,
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy
noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny ràny
ho fanavotana amin'ny finoana,
hanehoana ny fahamarinany
amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotany
lasa tamin'ny nandeferany,
mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny,
mba tononkira.serasera.org ho marina Izy
sady hanamarina izay manana nkntksf finoana an'i Jesosy. »
AMEN : tapaka OZONA
FEFI

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1546
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 13/05/2020 19:55