RAN’I JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAN’I JESOSY
Amin'ny alalan'i Ran’i JESOSY
1 –
Kristy nanavotra anay tamin'ny ozon’ny lalàna,
satria tonga voaozona hamonjy anay Izy ;
fa vknpcrma voasoratra hoe : « voaozona izay rehetra mihantona amin'ny hazo » ;
mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'ny Kristy Jesosy,
ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy.
2 –
« Fa tahaka ny ahafatesan’ny tononkira.serasera.org olona rehetra ao amin'ny Adama
no ahaveloman'ny olona rehetra kosa ao jvkb amin'i Kristy. »
3 -
« Fa samy efa nanota izy rehetra
ka tsy manana ny voninahitra avy amin’Andriamanitra,
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy
noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny ràny
ho fanavotana amin'ny finoana, lwqu
hanehoana ny fahamarinany
amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotany
lasa tamin'ny nandeferany,
mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny,
mba ho marina Izy
sady hanamarina izay manana finoana an'i Jesosy. »
AMEN : tapaka OZONA
FEFI

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1468
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 13/05/2020 19:55