RAN’I JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAN’I JESOSY
Amin'ny alalan'i Ran’i JESOSY
1 –
Kristy nanavotra anay tamin'ny ozon’ny lalàna,
satria tonga voaozona hamonjy anay Izy ;
fa voasoratra hoe : « voaozona izay rehetra mihantona amin'ny hazo » ;
mba ho tonga amin'ny jentilisa ny fitahiana an'i Abrahama ao amin'ny Kristy Jesosy,
ary mba horaisintsika amin'ny finoana ny teny fikasana ny amin'ny Fanahy.
2 –
« Fa tahaka ny ahafatesan’ny olona rehetra ao amin'ny Adama iyrtfb
no ahaveloman'ny olona rehetra kosa ao amin'i Kristy. »
3 -
« Fa samy efa nanota izy rehetra
ka tsy manana ny voninahitra uycmubx avy amin’Andriamanitra,
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy
noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny ràny
ho fanavotana amin'ny finoana,
hanehoana ny fahamarinany
amin'ny tsy smps namalian'Andriamanitra ny fahotany
lasa tamin'ny nandeferany,
mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny,
mba ho marina tononkira.serasera.org Izy
sady hanamarina izay manana finoana an'i Jesosy. »
AMEN : tapaka OZONA
FEFI

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1467
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 13/05/2020 19:55