RAHA NY HALEMENAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Raha ny halemenay na ny ota natao No atrehin’ny Ray ho tsaraina izao
Hihorohoro ny saina, fanahy sy ny fo Ka ho loza tokoa ny hanjo
Soa tononkira.serasera.org anefa fa eo lay Jesoy zokinao Zay mifona ary koa mitalaho amin-dRay
Tsy mety sasatra sy tsy mitsahatra Miady ny fledu hamonjena anay
Fiv
Fantany anie izay mavesatra entana
Ary koa izay miasa fatratra
Izy no mampitosaka gkbm hafaliana
Ho antsika mandrakizay
2
Raha mitsotra aminao ary ny tanany Te ynpbopmm hisakambina mba ho zanany
Avela ary hianao hanjakany am’izay Toy ny hanjakany aminay
Ka na rivo-mifofo mihatra aminao noho izay milofo mitady anao
Mety ho fitsapana ihany tokoa Ekeo fa tena mahasoa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1284
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58