PROMOTION TSIMIRONA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hafatra avy Aminao
Iza no hirahiko sy ho irakay
Indreto Jesosy fa vonona indray
2. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hosotra avy zwbiwtf Aminao
Manomboka anio sy mandrakizay tononkira.serasera.org
Ny TSIMIRONA ho Anao ry Ray
3. Indreto izahay zmej Jesosy ô
Roso dia hiasa ho kqjr Anao
Ny TSIMIRONA mpanompo tomady
Vonona hatrany hiasa izao
Réf : Tompo Jesosy ô ! zahay TSIMIRONA
Na inona n’inona zava-manjo …
Ny tarigetra dia tsy mba nirona
Vonon-kanompo Anao ry Tompo soa
Handray ny hafatra avy Aminao
Iza no hirahiko sy ho irakay
Indreto Jesosy fa vonona indray
2. Indreto izahay Jesosy ô
Handray ny hosotra avy zwbiwtf Aminao
Manomboka anio sy mandrakizay tononkira.serasera.org
Ny TSIMIRONA ho Anao ry Ray
3. Indreto izahay zmej Jesosy ô
Roso dia hiasa ho kqjr Anao
Ny TSIMIRONA mpanompo tomady
Vonona hatrany hiasa izao
Réf : Tompo Jesosy ô ! zahay TSIMIRONA
Na inona n’inona zava-manjo …
Ny tarigetra dia tsy mba nirona
Vonon-kanompo Anao ry Tompo soa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 07/11/2015 15:12
