NY AO AN-DANITRA AO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatr’ery reo masina Tafara-dia ao aminao
Ny lapan-dray namboarinao Ho an’izay voavonjinao
Faly tokoa mihira Manao isukby haleloia, hosana Fa tafiditr’ao an-danitra ao
Tretrik’ery reo olona tononkira.serasera.org Nahazo ny fiadanana
Zahay ety mba ravo koa Hanaradia an’i Jeso
Nampanantena hianao Fa sitrakao dia sitrakao
Ny hiara-paly ao an-danitra ao
Asandrato re ny Tsanta soa Fiderana ny Tsitoha
Redony koa ny antema Mendrika an’i Jesoa
Ilay Tompon’ny Tompo pihrt Sy Mpanjakan’ny Mpanjaka
No mendrika ny lseu voninahitra
Raha mba isika izao no miara-miakatra
Hidera sy hankalaza : Haleloia, haleloia
Toy ireo olo-masina Izay sambatra sy tretrika
Henoy izany hirany Fa manakoako ery
Ny ao an-danitra ao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58