NY AO AN-DANITRA AO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatr’ery reo masina Tafara-dia ao aminao
Ny lapan-dray namboarinao Ho an’izay voavonjinao
Faly tokoa mihira Manao uwje haleloia, hosana Fa tafiditr’ao an-danitra ao
Tretrik’ery tononkira.serasera.org reo olona Nahazo ny fiadanana
Zahay ety mba ravo koa Hanaradia an’i Jeso
Nampanantena hianao Fa sitrakao dia sitrakao
Ny ltykul hiara-paly ao an-danitra ao
Asandrato re ny Tsanta soa Fiderana ny Tsitoha
Redony koa ny antema Mendrika qigfl an’i Jesoa
Ilay Tompon’ny Tompo Sy Mpanjakan’ny Mpanjaka
No mendrika ny voninahitra
Raha mba isika izao no miara-miakatra
Hidera sy hankalaza : Haleloia, haleloia
Toy ireo olo-masina Izay sambatra sy tretrika
Henoy izany hirany Fa manakoako ery
Ny ao an-danitra ao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1312
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58