NOELY FANOLORANTENA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Lay fiandohan’ ny noely Nilazan’ny anjely
Tam’ireo mpiandry ondry Tao an-tsaha manirery
Teny soa mahafaly, fifaliana lehibe
Teraka ao Betlehema ny Mpamonjy re

Noel x4 Terak’ilay Manoel(a)

2-
Indro kintana iray, no nitarik’indray
Reto magy mpandalina hendr’sy mahay
Tonga mba hiankohoka ary hanatitra
Volamena,miora,zava-manitra.

Noel x4 Terak’ilay Mpanjakan’Israel(y)

3-
Ho antsika ankehitrio, tonga Izy hanadio
Sy hamerin’indray ireo very hatrizay
Koa rah’mety dien’izao, omeo Az’ny fonao
Misy toeram-baovao voahomana ao

Noel x4 Tonga ho antsika ny Famonjena
Noel x4 Sambatr’izay manaik’HANOLOTENA

mAmi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744