NOELY FANOLORANTENA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Lay fiandohan’ ny noely Nilazan’ny anjely
Tam’ireo mpiandry sdyrqhae ondry Tao an-tsaha manirery
Teny soa mahafaly, fifaliana lehibe
Teraka ao Betlehema ny Mpamonjy re

Noel x4 Terak’ilay Manoel(a)

2-
Indro kintana iray, no nitarik’indray
Reto tononkira.serasera.org magy mpandalina hendr’sy mahay
Tonga utlzh mba hiankohoka ary hanatitra
Volamena,miora,zava-manitra.

Noel x4 Terak’ilay Mpanjakan’Israel(y)

3-
Ho antsika ankehitrio, tonga Izy hanadio
Sy hamerin’indray ireo very hatrizay
Koa rah’mety dien’izao, omeo Az’ny fonao
Misy toeram-baovao voahomana zlevcfy ao

Noel x4 Tonga ho antsika ny Famonjena
Noel x4 Sambatr’izay manaik’HANOLOTENA

mAmi

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 2355
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515