NOELY FANOLORANTENA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Lay fiandohan’ ny noely Nilazan’ny anjely
Tam’ireo suuctfjv mpiandry ondry Tao an-tsaha manirery
Teny soa mahafaly, fifaliana lehibe
Teraka rduttgmd ao Betlehema ny Mpamonjy re
Noel x4 Terak’ilay Manoel(a)
2-
Indro kintana iray, no nitarik’indray
Reto magy mpandalina hendr’sy mahay
Tonga tononkira.serasera.org mba hiankohoka ary hanatitra
Volamena,miora,zava-manitra.
Noel x4 Terak’ilay Mpanjakan’Israel(y)
3-
Ho antsika ankehitrio, afqxfl tonga Izy hanadio
Sy hamerin’indray ireo very hatrizay
Koa rah’mety dien’izao, omeo Az’ny fonao
Misy toeram-baovao voahomana ao
Noel x4 Tonga ho antsika ny Famonjena
Noel x4 Sambatr’izay manaik’HANOLOTENA
mAmi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2406
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57