NDEHA RE HANKALAZA NY TSITOHA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Ndeha re hankalaza ny Tsitoha e
Ka asandrato mafy ny feo,atrakao
Atrakao ambony izany loha e
Lanitra no ndeha jereo
1
Ao ankoatr’io rahon’io Misy toeran-tsarobidy ho anao ka mba tadidio
Zay mivoha fa tsy mihidy Ka tapaho ny hevitrao
Avelao re ny tcpzx lalao amin’izao tontolo izao
Misy fetra ny fotoana Aza dia sondriana foana
Sao manjary neninao (Haleloia)
2
Ao ambony tsy tononkira.serasera.org hita maso Misy ny fonenantsika Maro no efa faly tonga ao
Mankalaza ny Tompontsika aoka hanolo-tena ianao
Havaozy ny voadinao Ka banjino ny andro rzzggvi sisa
Raiso ny xpku toeranao ka derao ny Tomponao
Tazony fa paradisa (haleloia)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58