Nandao anao (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao anao aho ry Tompo be fitia
hiverina aho ho eo akaikinao hitoetra aminao ho doria
tsaroako ny ngidin’ny ota, nafaitra tanatin’ny fo
fa ankehitriny kosa fitiavana tsy mety lo
Nandalo ireo rendrarendra izay tena be mpankafy
voasarika aho fa lavitra anao, nanenina mafy tery
ianao anefa hkxlkja tsy nitahiry, na koa nanao tononkira.serasera.org an-dolompo
ny heloko impiry impiry navelanao avokoa
Ny heloky ny fahazazakao, ny heloky ny hatanorako
tsy haiko faritana avokoa, ianao no mahalala Jesoa
Inoako ny indrafonao, hanafaka ahy amin’ireo
ho vyyrt tonga tokoa ny lerlek fotoana ny tavanao no hiseho

--------
Rohy: