NAMAKO HIANAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Namako cugnszwi hianao ka ilazako ny ao am-poko
Safononoky ny hasambarana yihzzu
Namako hianao ka izarako ny hafaliako
Tsy misy fitsaharana
Ndeha anie izaho sy hianao hampiara-peo
Ka hidera ilay Jesosy Tia
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao
2
Namako hianao, ka ivavahako tokoa tononkira.serasera.org
Ho valian’ny Tompo ny hetahetanao
Namako hianao hitalahoako amin’ny uvxynyw fo
Mba ho maivana ny entanao
Izao no ataovy isan’andro raha azo atao,
Atolory azy ny fonao
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao.
A/C Sacha

--------
Rohy: