NAMAKO HIANAO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Namako hianao ka ilazako ny ao am-poko
Safononoky ny hasambarana
Namako hianao ka izarako ny hafaliako
Tsy misy fitsaharana
Ndeha anie izaho sy hianao hampiara-peo
Ka hidera ilay Jesosy Tia
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao

2
Namako hianao, ka ivavahako tokoa
Ho valian’ny Tompo ny hetahetanao
Namako hianao hitalahoako amin’ny fo
Mba ho maivana ny entanao
Izao no ataovy isan’andro raha azo atao,
Atolory azy ny fonao
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao.

A/C Sacha
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 1204
Likes : 0 Like
Created by : rado6185
Date : 02/01/2015 14:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0828