NAMAKO HIANAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
womoqowk 1
Namako hianao ka ilazako ny ao tqfu am-poko
Safononoky ny hasambarana
Namako hianao ka tononkira.serasera.org izarako ny hafaliako
Tsy misy fitsaharana
Ndeha anie izaho sy hianao hampiara-peo
Ka hidera ilay Jesosy Tia
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao
2
Namako hianao, ka ivavahako tokoa
Ho valian’ny Tompo ny hetahetanao
Namako hianao hitalahoako amin’ny fo
Mba ho maivana ny entanao
Izao no ataovy isan’andro raha azo atao,
Atolory jrfjy azy ny fonao
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao.
A/C Sacha
Namako hianao ka ilazako ny ao tqfu am-poko
Safononoky ny hasambarana
Namako hianao ka tononkira.serasera.org izarako ny hafaliako
Tsy misy fitsaharana
Ndeha anie izaho sy hianao hampiara-peo
Ka hidera ilay Jesosy Tia
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao
2
Namako hianao, ka ivavahako tokoa
Ho valian’ny Tompo ny hetahetanao
Namako hianao hitalahoako amin’ny fo
Mba ho maivana ny entanao
Izao no ataovy isan’andro raha azo atao,
Atolory jrfjy azy ny fonao
Fa ho tsapanao ny fiainam-baovao.
A/C Sacha
--------
Lien:
