MIAIKY IZAHAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry bhavc Andriamanitra Tsitoha ô Ry mpamorona anay
Andriamanitray dltywyrz masina
Ka mankahala ny ratsy rehetra tononkira.serasera.org Indreto izahay miaiky xdue ny helokay
Indreto izahay miaiky ny helokay Indreto izahay miaiky ny helokay
Manetry tenea izahay Ka manaiky ny hadisoanay
Nanota izahay tamin’ny hevitray
Sy ny asa nataonay fa nateraka
Tamin’ny heloka sy ny fahotana
Notorotoronina tamin’ny fahotana
Notorotoronina tamin’ny ota
Kanefa noho ny indrafonao
Mifona izahay sy mangataka izahay
Ny hasoavanao Andriamanitra ô.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1321
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00