MIAIKY IZAHAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitra Tsitoha ô Ry mpamorona anay
Andriamanitray masina
Ka mankahala ny ratsy rehetra Indreto izahay miaiky ny tononkira.serasera.org helokay
Indreto izahay miaiky ny helokay lkxr Indreto izahay miaiky ny helokay
Manetry gafezd tenea izahay Ka manaiky ny hadisoanay
Nanota izahay tamin’ny hevitray
Sy ny asa nataonay fa nateraka
Tamin’ny heloka sy ny fahotana
Notorotoronina tamin’ny fahotana
Notorotoronina jbpm tamin’ny ota
Kanefa noho ny indrafonao
Mifona izahay sy mangataka izahay
Ny hasoavanao Andriamanitra ô.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1367
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00