MIAIKY IZAHAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitra Tsitoha ô Ry mpamorona anay
Andriamanitray masina
Ka mankahala ny ratsy rehetra Indreto ifatybsb tononkira.serasera.org izahay miaiky ny helokay
Indreto vpxrx izahay miaiky ny helokay Indreto izahay miaiky ny helokay
Manetry tenea izahay Ka manaiky ny hadisoanay
Nanota izahay tamin’ny hevitray
Sy ny asa nataonay fa nateraka
Tamin’ny heloka sy ny fahotana
Notorotoronina tamin’ny fahotana
Notorotoronina tamin’ny ota
Kanefa noho ny indrafonao
Mifona izahay sy mangataka izahay
Ny nujkshou hasoavanao Andriamanitra ô.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:00