LAMBA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ny hamarinanao no lamba itafianay Amin’ny andro farany (x2)
Lamba lamba itafianay Ny hamarinanao amin’ny andro farany
Ka mba atafionay ry Tompo tia Ka tena mba haharitra ho doria

Jesosy ny hamarinanao no toky sy herinay amin’ny vuxbh andro farany (x2)
Toky sady hery ho anay Ny drwbhx hamarinanao Amin’ny andro farany
K’isaloaranay rehefa rahatrizay Handroso ao andapan-dray Tsitoha

Ref
Atafio anay ny hamarinanao ry ray, Ray o tononkira.serasera.org
Mba ho isan’ny mpandova ny mandrakizay
N’inona n’inona mety hitranga amin’ny fiainanay
Aza avela ho resy izahay ry Andriamanitray
Omeo fahendrena tolory finoana Ho mpandresy dxzxao izahay (x2)
Lamba, lamba, lamba Mbola vao tsy ho rovitra
Na levona ‚zao tany zao Dia tsy ho rovitra io,
satria Havaozin’Andriamanitra
Ka itafio Jesosy fahamarinana
mba ho isan’ny mpandova fiainana
Mandrakizay mandrakizay doria.

Jesosy ny hamarinanao no toky sy herinay amin’ny andro farany (x2)

Josea

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345