KRISTY MPANAFAKA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Izay miaraka amin’i Kristy
Tsy ho resin’ny fakam-panahy
Satria Izy efa nandresy tety
Ka tsy misy izay cobhkulp mampanahy.
Fiv.
Raha toa ka be ny ady manjo
Mety hahazo ny fo
Tsarovy fa mbola ao Kristy
Hanafaka ny mampahory
2.
Raha Izy no avela hanafaka
Ireo gadra mamatotra anao
Izay skgssxkp manangoly ny tononkira.serasera.org fo sy fanahy
Dia ho uzbka afaka tokoa ianao.
3.
Ekeo ho mpanafaka anao Kristy
Dia ho foana ireo loza ety
Ka raiso izao famonjena izao
Izay atolotr’i Kristy ho anao.
Izay miaraka amin’i Kristy
Tsy ho resin’ny fakam-panahy
Satria Izy efa nandresy tety
Ka tsy misy izay cobhkulp mampanahy.
Fiv.
Raha toa ka be ny ady manjo
Mety hahazo ny fo
Tsarovy fa mbola ao Kristy
Hanafaka ny mampahory
2.
Raha Izy no avela hanafaka
Ireo gadra mamatotra anao
Izay skgssxkp manangoly ny tononkira.serasera.org fo sy fanahy
Dia ho uzbka afaka tokoa ianao.
3.
Ekeo ho mpanafaka anao Kristy
Dia ho foana ireo loza ety
Ka raiso izao famonjena izao
Izay atolotr’i Kristy ho anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1471
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57
