ISAORANAY NY TOMPONAY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny Tomponay
Isaoranay Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao
Fa be fitia hianao Jehovah Tomponay
Hosana Haleloia
An’i Jehovah mpamindra fo
Isaoranay ny Tomponay
Fa be fiantra Mpanome ny soa
Isaoranay hianao Tomponay
Fa be fiantra Hianao
Miderà ry mponin’am’ny tany
Asandrato re ny dera sy ny Haleloia

Isaoranay ny Tomponay
Isaoranay fa be fitia ny Andriamanitray
Isaoranay ny Anaranao fa be fitia
Jehovah Tomponay
Isaoranay Isoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny anaranao
Isaoranay Isaoranay Jehovah Tomponay
Isaoranay mandrakizay doria Ny Anaranao
Haleloia Amen!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1460
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rado6185
Daty : 02/01/2015 14:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728