HIJORO HO LEHILAHY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Henoy ange ry Tompo Ny dinan-janakao
Fa vonona hanompo Hanao ny sitrakao
Hazoto ny hitory Ny hasoan’ny teninao
Na faly na ory Tsy maintsy to ny hafatrao
Na maro aza ny fakampanahy Mamingapingana tononkira.serasera.org ahy
Hijoro ho lehilahy Tsy hanan-tahotra fa tena sahy.
2
Vonona ny hisedra nxnncuid ny mafy mety hanjo
Na hisy setrasetra handemy ny ati-fo
Dia hanavao ny dina hamita ny asanao
Na misy fahoriana tsy mba hamoizako anao
3
Na midadasika aza ny tanimbolinao
Ny saiko mbola zaza tafio ny herinao
Vonona ny hamboly hanondraka tokoa
Handresy ny ooyt devoly mpanakorontana mba tsy hamoa
4
Ataoko sanatria ny hivadika aminao
Vonona zoxxdlw hanara-dia hanoa ny didinao
Indro aho mitalaho hiantoraka aminao
Tsinjovy re ‚ty zaho ho eo ambany elatrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1731
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 14:15